|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsitsoka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Enti-milaza ny olona tsy mifora.
[Tsimihety]
[1.1] 4hoditra manarona ny lohampilahiana ary esorina rehefa mamora zaza. [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5prépuce.
[1.13] |
| Voambolana | 6 Haiaina |
| Fivaditsoratra | 7 katsotsy, 8 tsitsoka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|