|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mirimorimo |
| Fototeny | 2rimorimo |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Miezaka, mihazakazaka, miriotra, mimaona: Mirimorimo ny soavaly.
5Misafoaka: Raha vao tohina izy dia mirimorimo. 6Mimonomonona: Mirimorimo ny tandrimo. 7Mifioka, mibizizioka: Nirimorimo ny vaton' ny antsamotady ka taitra daholo izay rehetra tao. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 13 mirimorimo, 14 miromiromy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|