|
|
|
|

Teny iditra1 zavamaneno
Singan-teny  2zavatra, 3maneno
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5anarana ilazana ireo zavatra rehetra namboarina hanao feon-kira, na tendrena izany na tsofina, na velezina.
6Anarana itambaram-be ilazana zavatra amboarin' olombelona mba hamoaka feo mahafinaritra azo anaovana feon-kira na anarahana hira: Ny sodina, ny valiha ary ny gitara dia samy zavamaneno. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [zava-maneno] 7a musical instrument.. [1.2]
[zava-maneno] 8any musical instrument. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  [zava-maneno] 9instrument de musique. [1.8]
Ohatra  10 mitoreoreo sy mampihetsi-po hafahafa ny feo avoaky ny zavamaneno; [2.470#]
11 Tia mozika izy ary kinga raha nitendry zavamaneno toy ny harmonia, ny valiha, mba nandalo teo am-pelatanany. [2.356#]
12 Isan-kariva, nataon' izy telo mirahalahy sy ireo mpiara-misakafo aminy mpanala sorisory azy amin' ny mozikany ilay mpitendry zavamaneno. [2.472#]
Voambolana  13 Feon-kira: zavamaneno
Zanakanarana 
Lahatsoratra  136Randzavola: zava-maneno ao amin' ny Baiboly
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11