|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 T    t    
Sokajin-teny  2 anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  3Tarehintsoratra fahavalo ambin'ny folo ary renisoratra fahefatra ambin'ny folo amin'ny abidy malagasy.
4Amin'ny fitovonana man~ mba hanaovana matoanteny, ny t manomboka fototeny dia latsaka fotsiny amin'izao: Man + taitra = manaitra.. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5Dix-huitième lettre et quatorzième consonne de l'alphabet malgache.. [1.3]
Mpanahaka  6 abidy
Tsanganana sy sary iray takila  7 Ny abidia
Lahatsoratra  8Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy
Sary 

Teny iditra (2/3)9 t~
Sokajin-teny  10 tovona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  11Tovona fametraka eo alohan' ny teny sasantsasany (mpamaritra matoanteny na teny mpampiankin-teny milaza fotoana na toerana) ka mahatonga azy ireo hanambara ny efa lasa: aloha / taloha; aiza / taiza; eto / teto; amin' ny / tamin' ny. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12the letter t is added to prepositions and adverbs of time as a sign of past tense, as: Amy, pres., Tamy, past; Any, Ao, Eo, etc., pres., Tany, Tao, Teo, etc., past.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  13préfixe indiquant le passé des prépositions et adverbes de temps et de lieu. [1.3]
14préfixe exprimant le temps passé. [1.5]

Teny iditra (3/3)15 t~
Sokajin-teny  16 tovona [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  17préfixe exprimant l'origine. [1.5]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02