|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 fanandroana
Fototeny  2andro
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Vinany ataon' ny mpanandro momba ny zavatra ho avy, avy amin' ny fijerena ny tonon' andro sy ny vintana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5l'horoscope, l'action de dire les jours fastes et néfastes. [1.3]
Ohatra  6 Mino ny vintana ny Arabo ka nampianatra ny sikidy sy ny fanandroana. [2.113#9]
7 Nitady izay hahafa-tebiteby ny fanahiny izy: ka ny fanandroana aloha no hitany akaiky indrindra. [2.296#110]

Teny iditra (2/2)8 Fanandroana
Zana-dohateny  9 fianarana manisa andro malagasy
Singan-teny  10fanandroana, 11fianarana, 12manisa, 13andro, 14malagasy
Sokajin-teny  15 anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana]
Mpanoratra  16Rabesata Arima
Mpanonta printy  2000/01. Haavony: 21cm. Ambainy: 15cm. Takila: 60.

Fivaditsoratra  18 Fanandroana, fanandroana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/01