|
|
|
|

Teny iditra1 akorintsana
Fototeny  2korintsana
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Ahetsiketsika mba hanenoan' ireo voan-javatra ao anatiny na ireo zavatra eny an-tanana: Akorintsany ireo fanalahidy maro eny an-tanany rehefa mandalo izy. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12