|
|
|
|

Teny iditra1 kilakilaina
Fototeny  2kilakila
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Aforiporitra; fozafozaina: Aza kilakilaina tahakaizao ity akanjonao.
5Levilevena, tsy itondrana roa: Nokilakilainy izaitsizy ilay zandriny. [1.1]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :
Mpanahaka  10 kitakitaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12