|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 havana |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Ireo olona misy fifandraisana noho ny razana iombonana na noho ny fanambadiana: Misaona izy fa misy havany maty.
4Olona mifankatia amin' ny tena, sakaiza: Mandrosoa, tompoko; havana ianareo fa tsy olon-hafa. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5a friend.
[1.2, 1.7] 6a relation, an alliance. 7See sakaiza, longo. [1.2] 8a relative, an ally; cf. 9sakaiza. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10parent.
[1.3, 1.54, 1.8] 11allié, ami. [1.3, 1.8] |
| Ohatra |
12 Be havana koa ianareo izany!
[2.442]
13 Tsy manana havana koa, fa izaho irery. [2.332] 14 Tsy andalako havana, tsy ananako olon-tiana. [2.298] 15 Ary malahelo kandrefa mifaly koa amy ny izany ny havana. [2.48] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 29 Fifandraisana: fianakaviana |
| Mpanahaka | 30 anabavy, 31 anabavindray, 32 anadahy, 33 anadahindreny, 34 halampatana, 35 hazotapakynysampy, 36 kazaha, 37 rafozana, 38 rahalahy, 39 rahalahindray, 40 rahavavy, 41 rahavavindreny, 42 ray, 43 raibe, 44 razambe, 45 razana, 46 reny, 47 renibe, 48 sakaiza, 49 sakelika, 50 vinanto, 51 vinantolahy, 52 vinantovavy, 53 zafy, 54 zafiafy, 55 zafimpaladia, 56 zafinnympianadahy, 57 zafinnympirahalahy, 58 zafinnympirahavavy, 59 zafindohalika, 60 zafindria, 61 zafinkitrokely, 62 zafitsitorana, 63 zanadrahalahy, 64 zanadrahavavy, 65 zanakanabavy, 66 zanakanadahy, 67 zanakolompianadahy, 68 zanakolompirahavavy, 69 zanakolompirahalahy, 70 zanaka, 71 zaobavy, 72 zaodahy |
| Kamban-teny rehetra | 73Fikambanana 32 amin' io teny io |
| Ohabolana | 74 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 75 havana |
| Sokajin-teny | 76 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
77Fanatsikerana ny lavenona ao anaty fatana mba hirehetan' ny afo tsara.
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (3/3) | 82 havana |
| Sokajin-teny | 83 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
84havanana.
[Taisaka]
[1.78] |
| Fanazavàna teny frantsay |
85droite.
[Taisaka]
[1.82] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Fivaditsoratra | 90 havana, 91 vahana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|