|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 anabavy |
| Singan-teny | 2anaka, 3vavy |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Ny vehivavy izay iray tam-po amin' ny lehilahy.
6Tsy mba mandray ny tovona "mi" sy "mpi" toy ny anadahy/rahalahy/rahavavy izy. 7Ny hoe anabavy/anadahy/rahalahy/rahavavy amin' ny Malagasy dia tsy mba voafetra ho ny mpiray tam-po ihany.. [1.10#A.499] 8Vehivavy iray tampo amin' ny lehilahy iray: Namangy anay Ralay sy ny anabaviny ~ Rasoa no anaran' ny anabavin-dRabia. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9A man's sister.
10Used of women when men are speaking. 11See rahalahy. [1.2] 12A man has rahalahy and an anabavy. [1.26#13] 13The sister of a man. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
14Soeur d'un frère.
[1.54] 15La soeur d'un homme. [1.8] |
| Ohatra |
16 Anabavin'Andriambelo izy
[2.508#374]
17 Ataoko tenako fa vadiko, ho solon-dreny sy anabaviko. [2.928] 18 Izay taranaky ny anabavy rehetra, Iahy sy vavy, izany no Zana-behivavy. [2.245#30] 19 Olona osa kosa ny toy ireny, ka mandefona ivoho hoatra ny zanak' anabavy ratsy. [2.285#191] |
| Haiendriteny |
|
| Voambolana | 21 Fifandraisana: fianakaviana |
| Mpanahaka | 22 anadahy, 23 rahalahy, 24 rahavavy |
| Ohabolana | 25 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|