|
|
|
|

Teny iditra1 raibe
Singan-teny  2ray, 3be
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Rain' ny ray na rain' ny reny. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6A grandfather. [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7grand-père. [1.54, 1.8]
Voambolana  8 Fifandraisana: fianakaviana
Ohabolana  9 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  10 beray, 11 Beria, 12 birae, 13 raibe

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02