|
|
|
|

Teny iditra1 anadahy
Singan-teny  2anaka, 3lahy
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Ny lehilahy izay iray tam-po namin' ny vehivavy: Notsenain-dRasoa anabaviny ry Rakoto sy Ranaivo, anadahiny avy tany Toamasina.
6Tovona: mi, mpi, ianadahiana, fianadahiana.. [1.10#A.499]
7Lehilahy iray tampo amin' ny vehivavy iray: Rakoto no anaran' ny anadahin-dRasoa. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8A woman's brother.
9Used also of men when women are speaking.
10See rahavavy.. [1.2]
11A woman has rahavavy and an anadahy. [1.26#13]
12The brother of a woman. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13Frère d'une soeur. [1.54]
14Le frère d'une femme. [1.8]
Ohatra  15 Ary Lidy e, Rainilidy anadahiko [2.470#142]
16 Tezitra ny anadahin-drenin' ireo zaza [2.606#191]
17 Dia eo manatrika ny manjo ny zanaka, anadahy, na vadin' ny tena. [2.472#174]
Haiendriteny 
18 Tsotra :
Sampanteny 
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Voambolana  22 Fifandraisana: fianakaviana
Mpanahaka  23 anabavy, 24 rahalahy, 25 rahavavy
Ohabolana  26 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02