Teny iditra | zafin' ny mpirahavavy | |
Singan-teny | zafy ; mpirahavavy | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fitokoavana | Teny na kambanteny hita ao aminy: havana | |
Ohatra | Zafin' ny mpirahavavy amin' ny reniko no an-kevitr' ilay Ramatoa nipetrahako.
[2.471] | |
Voambolana | Fifandraisana: fianakaviana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/01 |