|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 renibe |
| Singan-teny | 2reny, 3be |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Reny niteraka ny ray na reny niteraka ny tena: "Baba" no fiantsoan' ny ankizy (zafikely) azy.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6grand-mère.
[1.54] |
| Ohatra |
7 Kanefa, nahita raibe sy renibe be fitiavana izy, tahaka anao.
[2.270#]
8 Ka inona no hevitra fa handroso maty raibe, hijanona maty renibe? [2.587#] |
| Voambolana | 9 Fifandraisana: fianakaviana |
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|