|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 zafin-dohalika |
| Singan-teny | 2zafy, 3lohalika |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5zanaky ny zafiafy, na taranaka fahefatra.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6la quatrième génération.
[1.3] [zafindohalika] 7quatrième génération. [1.54] |
| Ohatra |
8 Tsy tokony hatao hahakivy anefa io toe-javatra farany io fa mainka koa aza isika tokony hanomboka tsy misy hataka andro ny raharaha rahatiana ny hioty ny « vokany » ny zafindohalika.
[4.27]
|
| Voambolana | 9 Fifandraisana: fianakaviana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|