|
|
|
|

Teny iditra1 vinanto
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Vadin' ny zanakalahy na ny zanakavavy, ka arakaraka izany no iantsoana azy hoe "vinantola, hy" na "vinantovavy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4a son or daughter-in-law. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5gendre, bru. [1.54, 1.8]
Ohatra  6 Ankoatra izany, dia mbola norahonany mpanao fanjakana etsy sy eroa Ravokatra, Rasikina vinantovavy nentiny avy any moa nanampy trotraka rahateo (ny tompony aza tsy tia ka [2.470]
7 Ny vadin-janaka na tena mirahalahy na mirahavavy avy, no atao hoe: vinanto na rangahy. Saika mandrakariva ny lehilahy antsoina rangahy ary ny vehivavy antsoina vinanto, nefa ny vinanto mety miasa amin'izy roa. [2.398]
Voambolana  8 Fifandraisana: fianakaviana
Kamban-teny rehetra  9Fikambanana 3 amin' io teny io
Ohabolana  10 Ohabolana misy io teny io
Teny nalaina  11 Soratra misy io teny io

Fivaditsoratra  12 vantony, 13 vinanto, 14 vintano

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02