|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 zanak' anabavy |
| Singan-teny | 2zanaka, 3anaka, 4vavy |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny frantsay |
6neveu, nièce.
[1.54] |
| Ohatra |
7 Ary nanana zanakanabavy hono Rasoabemanana, Rasoamananivo no anaran' ilay zanakanabavin-dRasoabemanana
[1.406#]
|
| Voambolana | 8 Fifandraisana: fianakaviana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|