|
|
|
|

Teny iditra1 zanaka
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Olona na biby nateraky ny hafa, na tokotokony ho izany ara-taona na dia tsy naloakan' ny kibony aza: Tokony hanaja sy ho tia ny ray aman-dreniny ny zanaka: Zanak' omby.
4Vola ateraky ny petrabola na vola nosamborina: Zana-bola.
5Nateraka, silaky ny aina, sombin' ny aina, menaky ny aina, naloakan' ny kibo. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6a child, offspring; the young of animals. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7fils, fille. [1.54]
8enfant; petit d'un animal, des plantes. [1.8]
9(toute l'île) (sens général : enfant ; du malais anak, même signification).
10Pour les plantes : plants préparés pour la transplantation ; s'applique à toutes les espèces à l'exception du riz, dont le plant s'appelle ketsa.
11On précise souvent zanakazo : jeunes plants des arbres (de zanaka et hazo).. [1.196]
12enfant. [Sakalava-Mayotte] [1.405]
Ohatra  13 Tompon-trano, raha tsy izany zanaka an-trano, no fiheverako ny tenako. [2.4]
Haiendriteny 
14 Tsotra :
15 Tovonana :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Mpanahaka  32 dimby, 33 solo, 34 solofo, 35 taranaka, 36 teradranona, 37 tsyombykibo, 38 zanadrahalahy, 39 zanadrahavavy, 40 zanakanabavy, 41 zanakanadahy, 42 zazanatsangana, 43 zazanavelandranona
Kamban-teny rehetra  44Fikambanana 101 amin' io teny io
Ohabolana  45 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  46 ankaza, 47 kazaña, kazana, 48 zanaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02