|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  kazaha
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny frantsay  3 bisaïeul [1.54]
Voambolana  4  Fifandraisana: fianakaviana

Teny iditra (2/2)5  kazaha
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7 [Antambahoaka+Antesaka+Tanosy] mangahazo [1.78]
8 [Bara+Betsileo] mangahazo [1.1]
9 karazana hanin-kotrana [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  10 manioc [1.13]
11 [Bara+Betsileo+Taimoro] (de kaza : racine raza : lignée). Manihot utilissima Pohl (Euphorbiaceae). Le manioc, ainsi nommé parce qu'on le multiplie facilement par boutures. [1.196]
12 [Tankarana] manioc. (ambazaha). [1.19]
Ohatra  13  Voly mamody toy ny kazaha, bageda, saonjo no atao eny amin' ny vody tanety. [2.117#]
Voambolana  14  Haizavamaniry: anana
Mpanahaka  15  ambazaha, 16  balahazo, 17  mahogo, 18  mangahazo
Kamban-teny rehetra  19 Ambalakazaha
Anarana ara-tsiansa 
Sary 
21 

Fivaditsoratra  22 hazaka, kazaha

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04