|
|
|
|

Teny iditra1 rahavavy
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Vehivavy iray reny sy iray ray amin' ny vehivavy hafa: Tia ny rahavaviny Rasoa.
4Ny vehivavy iray ray na iray reny fotsiny amin' ny vehivavy hafa koa dia atao hoe rahavavy, toy izany koa ny vehivavy manambady olona mirahalahy amin' ny vadin' ny tena dia antsoina koa hoe rahavavy.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5A sister of a woman; lit.
6when feminine.
7Comp.
8anabavy.. [1.2]
9A woman has rahavavy and an anadahy. [1.26#13]
10The sister of a woman; cf.
11anabavy. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12Soeur d'une soeur. [1.54]
13La soeur d'une femme; cf.
14anabavy. [1.8]
Ohatra  15 Ary nony maty ny rahavavy ny, Ravololondreninitrimo, dia nalevina ao Ambohimiakoja. [2.48]
Sampanteny 
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  21 Fifandraisana: fianakaviana
Mpanahaka  22 anabavy, 23 anadahy, 24 rahalahy
Kamban-teny rehetra  25Fikambanana 2 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08