|
|
|
|

Teny iditra1 zafiafy
Singan-teny  2zafy, 3afy
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5zanaky ny zafy. [Taisaka] [1.78]
6Zanaky ny zafy, zana-jafy, na taranaka fahatelo. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7a great-grandchild. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8fils de petits-fils ou troisième génération. [1.3, 1.54]
9arrière petit-enfant. [1.8]
Ohatra  10 Niterahana ny zanaka sy zafy sy zafiafy. [2.59]
Voambolana  11 Fifandraisana: fianakaviana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12