|
|
|
|

Teny iditra1  zafimpaladia
Singan-teny  2 zafy, 3 faladia
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 [zafim-paladia] zanaky ny zafin-kitrokely na taranaka fahenina [1.1]
6 taranaka fahenina, zanaky ny zafinkitrokely [1.62]
Fanazavàna teny frantsay  7 [zafim-paladia] la sixième génération [1.3]
8 [zafim-paladia] descendants à la sixième génération [1.5]
9 sixième génération [1.54]
Ohatra  10  Moa tsy mbola izy ihany, na dia zafimpaladiany aza? [2.5]
Haiendriteny 
11  Tsotra :
12  Tovonana :
Voambolana  13  Fifandraisana: fianakaviana

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04