|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 rahalahy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Lehilahy iray ray sy iray reny amin' ny lehilahy iray hafa: Manana rahalahy efatra Rakoto.
4Ny lehilahy iray ray na iray reny fotsiny amin' ny lehilahy hafa koa dia atao hoe rahalahy, toy izany koa ny lehilahy vadin' ny olona mirahavavy amin' ny vadin' ny tena dia antsoina koa hoe rahalahy.. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5A brother of a man; lit.
6when masculine. 7Comp. 8anadahy. [1.2] 9A man has rahalahy and an anabavy. [1.26#13] 10The brother of a man; cf. 11anadahy. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12Frère d'un frère.
[1.54] 13Le frère d'un homme; cf. 14anadahy. [1.8] |
| Ohatra |
15 Miarahaba anao aho, ry rahalahy!
[2.583#4]
16 Raha rahalahy tsy marina, tapaka ihany fa tsy namana, ka anaro; [2.69#224] 17 Misy koa anefa milaza fa nanana rahalahy natao hoe Andriankotofananina Andriamanelo. [2.508#336] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 25 Fifandraisana: fianakaviana |
| Mpanahaka | 26 anabavy, 27 anadahy, 28 rahavavy |
| Kamban-teny rehetra | 29Fikambanana 4 amin' io teny io |
| Ohabolana | 30 Ohabolana misy io teny io |
| Lahatsoratra | 31Randzavola: rahalahy ao amin' ny Baiboly |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|