|
|
|
|

Teny iditra1 zafy
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Zanaky ny zanaka, na taranaka faharoa (ny zanaka no voalohany): Matetika no manahaka ny raibe, hono, ny zafy.
4Taranaka: Zafin' ny mpanjaka Andrianampoinimerina izy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5A grandchild, a descendant.
6Often used in forming proper names, or as a prefix to tribal names. [1.2]
7a grandchild. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8petit-fils, petite-fille. [1.54]
9Petits-fils, petites-filles, descendants. [1.3]
10petit-enfant. [1.8]
Ohatra  11 Hisy zafy maniry tandroka anie ny zanaky ialahy! [2.48]
Voambolana  12 Fifandraisana: fianakaviana
Kamban-teny rehetra  13Fikambanana 35 amin' io teny io
Ohabolana  14 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  15 zafy, 16 Zifa, Zifà

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03