|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 reny |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Ny vehivavy niteraka ny tena: Tiavo sy hajao ny reninao.
4Enti-milaza sy manaja ny vehivavy efa lehibe.. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5mother, female parent.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6mère.
[1.3, 1.54, 1.8] 7tante paternelle ou maternelle, nourrice, femme âgée. [1.3] 8parente. [1.8] |
| Ohatra |
9 Ary raha mba ataonao ho ray aman-dreny ihany aho, dia aoka izay hevitro no harahinao, fa mianjerazera loatra ny anao.
[2.324]
10 Izaho koa mba manana reny. [2.471] 11 nanambady andRatompobe, hono, reny n' Andriamborona. [2.48] |
| Haiendriteny |
|
| Voambolana | 14 Fifandraisana: fianakaviana |
| Kamban-teny rehetra | 15Fikambanana 84 amin' io teny io |
| Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny io |
| Lahatsoratra | 17Randzavola: reny ao amin' ny Baiboly |
| Teny iditra (2/3) | 18 reñy |
| Sokajin-teny | 19 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
20tsy fandrenesana.
[Taisaka]
[1.78] |
| Teny iditra (3/3) | 21 reny |
| Sokajin-teny | 22 matoanteny mpamaritra re sy mpisolo |
| Fanazavàna teny malagasy |
23Mitovy amin' ny re.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
24another form of re.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
25entendu, appris, senti, perçu par les sens du goût, de l'odorat, du toucher.
[1.3] |
| Tovy hevitra | 26re |
| Fivaditsoratra | 27 Nerì, 28 Nery, 29 reñy, reny |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|