|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 sakaiza
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Namana mifankazatra sy mifankatia amin' ny tena ka amborahana izay ao am-po sy izay manjo ny tena: Miaraka foana Ibalita sy Isambilo sakaizany.
4Enti-milaza koa lehilahy sy vehivavy mifangala-pitia any amin' ny takona (matetika, amin' ity hevitra ity, dia ampiana ny mpamaritra hoe ratsy: sakaiza ratsy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5a friend, a companion; used of the opposite sex it means a paramour. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6ami, compagnon; amant. [1.8]
Ohatra  7 Hitako, ambany aloka, ireo sakaiza. [2.270#125]
8 Hoy ny havana aman-tsakaizanareo eto Madagaskara [2.649#193]
9 dia mamangy ny rai-aman-dreny, sy ny lehibe, sy ny havana, sy ny sakaiza, dia manalitra vola jaka solombody akoho [2.48]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Mpanahaka  28 fatidra, 29 longo, 30 mahatoky, 31 mifampihinananymantasynymasaka, 32 mpifankatia, 33 mpirahalahymizaradianomby, 34 namana, 35 ranosyvary, 36 tanankaviasyhavanana, 37 tapaka, 38 tranoatsimosyavaratra
Kamban-teny rehetra  39Fikambanana 8 amin' io teny io
Ohabolana  40 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)41 sakaiza
Sokajin-teny  42 anarana
Fanazavàna teny frantsay  43(au sens général : ami).
44Nom donné à un odi-tambavy, remède administré aux jeunes enfants.
45Voir aussi sakaizanankizy. [Merina] [1.196]
Voambolana  46 Haizavamaniry

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02