|
|
|
|

Teny iditra1 halam-patana
Singan-teny  2halana, 3fatana
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5ampiantany kely sady iva atao manodidina ny fatana ka misarintsarina halana misakana ny lavenona sy ny vainafo tsy hihoatra ny fatana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6A fire-place, stones or pieces of wood around the hearth.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7entourage du foyer. [1.54]
Ohabolana  8 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02