Teny iditra |
volana
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka]
[ vôlaña ] Teny [1.78]
|
| Teny atao, teny aloakan' ny vava [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Speech [1.3, 1.7]
|
| Speaking [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Parole [1.3, 1.8]
|
| Promesse, engagement [1.3]
|
| Action de parler [1.8]
|
Voambolana |
Haiendriteny |
Tsotra : |
volana,
volako,
volanao,
volany,
volantsika,
volanay,
volanareo,
volan',
volan-,
volam-,
vola- |
Tovonana : |
-bolana,
-bolako,
-bolanao,
-bolany,
-bolantsika,
-bolanay,
-bolanareo,
-bolan',
-bolan-,
-bolam-,
-bola- |
|
Sampanteny |
Tovy hevitra | |
Kamban-teny |
|
Zanakanarana |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
volana
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Antontan-javatra mihodina manodidina ny tany nefa mandray hazavana avy amin' ny masoandro, ka io hazavana io no atarany ety amin' ny tany rehefa mifanitsy ny faritra voazavan' ny masoandro aminy sy ny tany: Telo andro sisa dia ho fenomanana ny volana [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | The moon [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | La lune [1.8]
|
Ohatra |
1 | Ny kintana sy ny volana amin'ny alina ny andrandrainy sy mahazatra ny masony
[2.470]
|
2 | Fa tsy misy kintana. Tsy misy volana. Tsy misy lanitra!...
[2.471]
|
|
Voambolana |
Kamban-teny |
|
Mpanahaka |
fenomanana |
Ohabolana |
Lahatsoratra |
|
Teny iditra |
volana
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Ny fotoana ihodinan' ny volana manodidina ny tany Ny volana malagasy dia mifanentana amin' ny fihodinan' ny volana manodidina ny tany mihitsy ka maharitra 28 andro mahery kely hatrany ary roa ambin' ny folo no isany: alahamady,
adaoro,
adizaoza,
asorotany,
alahasaty,
asombola,
adimizana,
alakarabo,
alakaosy,
adijady,
adalo,
alohotsy, fa ny volana vazaha kosa dia notsinjaraina mitovitovy faharetana fotsiny:
zanvie: 31 andro, fevrie: 28 na 29, marsa: 31, avrily: 30, may: 31, jiona: 30,
jolay: 31, aogositra: 31, septambra: 30, oktobra: 31, novambra: 30, desambra: 31.
[1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A month [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Le mois [1.8]
|
| Mois [1.13]
|
Ohatra |
1 | Efa iray volana sy tapany no nipetrahan-dRandrianaivo tao Antsirabe
[2.324]
|
2 | Afaka roa volana eo ho eo, hono, dia handalo ny mpisafo
[2.470]
|
3 | Volana vitsivitsy taorian'izay, nisy vaovao lehibe anankiray hafa koa, ary nikasika ny miaramilam-potaka ity
[2.472]
|
|
Voambolana |
Kamban-teny |
|
Tsanganana sy sary iray takila |
|
Ohabolana |
Lahatsoratra |
|