|
|
|
|

Teny iditra1 zanabolana
Singan-teny  2zanaka, 3volana
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Antontan-javatra goavana alefan' ny olombelona eny amin' ny habakabaka, nefa tsy mihoatra ny faritra ahazoan' ny tany misintona azy, ka manjary toy ny volana kely manodidina ny tany ary ampiasain' ny olo-mahay amin' ny fikarohana ara-tsiansa. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6a man-made satellite. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7satellite envoyé dans l'espace; cf.
8sambon-danitra. [1.8]
Ohatra  9 zanabolana no mampita ny zava-mitranga any an-dafy any ka avy hatrany dia hitantsika atý [2.445#]
Voambolana  10 Fizìka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12