|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 lovana
Fototeny  2lova
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Azo na raisina avy amin' ny ray aman-dreny: Vola kely fa tany betsaka kosa no nolovany tamin' ny ray aman-dreniny / Aretina nolovany tamin' ny reniny io. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to be inherited. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6qu'on hérite; dont on hérite. [1.8]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)11 lovana
Sokajin-teny  12 anarana
Fanazavàna teny malagasy  13Ireo hazo roa eo andany sy ankilan' ny vavahadim-bohitr' omby izay noloahana mifanandrify mba hidiran' ny tsivalany rehefa hidiana ny vala.
14(Ny olona antitra efa konka izay tsy afa-mitraka intsony rehefa mipetraka ka manjary avo noho ny lohany ny lohaliny roa dia natao hoe "midi-dovana" satria noharina amin' ny lovana ny lohaliny roa amin' izay). [1.1]

Fivaditsoratra  15 lovana, 16 valona, 17 volana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12