|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 faribolana
Singan-teny  2faritra, 3volana
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Tsipika boribory feno tanteraka ka mitovy ny elanelan' ny teboka rehetra aminy amin' ny teboka iray eo afovoany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6A circle, a circumference, a circuit. [1.2]
7a circle. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8cercle. [1.8]
Ohatra  9 Nanao faribolana izahay ary niteny aho ka Robert Gagg no nandika teny ho amin' ny fiteny alema. [2.356#]
Voambolana  10 Matematika: rafitsary
Kamban-teny rehetra  11Fikambanana 3 amin' io teny io

Teny iditra (2/3)12 faribolana
Sokajin-teny  13 anarana
Fanazavàna teny anglisy  14a children's game of making circles.. [1.2]
Ohatra  15 Nitsinjaka izy sy ny ankizy, dia nitotorebika nanao faribolana hitsipy sandry eran' ny ahi-maitso mavan' ny ranomasina midadasika. [2.5#]
Voambolana  16 Kilalao

Teny iditra (3/3)17 fari-bolana
Sokajin-teny  18 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  19enti-milaza sary vorivory. [1.1]

Fivaditsoratra  20 faribolana, fari-bolana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05