|
|
|
|

Teny iditra1 Ilay Kintana mamirapiratra
Zana-dohateny  2 Tantaran' olona tamin' ny andron' ny Menalamba
Singan-teny  3ilay, 4kintana, 5mamirapiratra
Sokajin-teny  6 anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana]
Voambolana  7 Haisoratra: boky
Mpanoratra  8Rajohanesa Philippe
Mpanonta printy  9 Trano Printy Fiangonana Loterana Malagasy. 1922. Takila: 61.
10 Trano Printy Fiangonana Loterana Malagasy. 1953. Haavony: 22cm. Takila: 47.
11 Trano Printy Fiangonana Loterana Malagasy. 1963.

Nohavaozina tamin' ny 2025/06/18