|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 ohabolana
Singan-teny  2ohatra, 3volana
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Teny atao amin' ohatra hilazana hevitra: oh.
6Vivy nanitrika ka bongo mason' ny nahiny, izay ilazana an' ohatra ny olona voan' ny nataony ihany.
7(jereo fitenenana). [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8a proverb. [1.2, 1.7]
9an adage, a trite saying. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  10proverbe. [1.8]
Ohatra  11 dia izany no nahatonga ny ohabolana hoe Antananarivo no mafana trano ka i Vakiniiidiana no solo tanora. [2.48]
Voambolana  12 Haisoratra: (amin' ny ankapobeny)
Tovy hevitra  13fitenenana
Tsanganana sy sary iray takila  14 OHABOLANA
Sary 

Teny iditra (2/2)15 Ohabolana
Singan-teny  16ohabolana
Sokajin-teny  17 anaran-tsamirery (boky ara-baiboly)
Fanazavàna teny malagasy  18Randzavola: Ohabolana amin' ny Baiboly. [1.38]
Fanazavàna teny anglisy  19Proverbs: one of the books of the Bible. [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  20Proverbes: un des livres de la Bible. [2.996]
Voambolana  21 Soratra Masina

Fivaditsoratra  22 Ohabolana, ohabolana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03