|
|
|
|

Teny iditra1 manendro volana
Singan-teny  2manendro, 3volana
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5enti-milaza ny vehivavy bevohoka ka ho teraka amin' ilay volana iresahana iny ihany. [1.1]
Voambolana  6 Fahasalamana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12