|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 asorotany
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3anaran' ny volana fahefatra, reni-vintana eo amin' ny zorony atsimo-atsinanana.
4
Ataon' ny mpanandro hoe farafara-akora koa ny anarany, nefa tsy fantatra mazava izay heviny amin' izany.. [1.10]
5. [3.1]
6Anaran' ny volana fahefatra amin' ny filaharan' ny volana malagasy merina, aorian' ny Adizaoza ary alohan' ny Alahasaty, ka ny toerana omena azy ao an-trano dia eo amin' ny zoron-trano atsimo atsinanana.
7Fanandroana: Vavany: raha tsy maty kely dia tratra antitra, omena olon-kafa havana fa andro mahery, tsy tezain-dray aman-dreny; vontony: tratra antitra; vodiny: tsara, manan-karena, raha tsy maty kely dia tratra antitra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8the name of the fourth month of the Malagasy year.
9[Ar.
10As-saratanu - Cancer.]. [1.2]
Ohatra  11 koa dia nody Antananarivo tamy ny andro Alakamisy 14 asorotany 1864. [2.59]
Voambolana  12 Fotoana 13 Finoana
Renianarana 
Anarana iray reny 
Kamban-teny rehetra  90asorotanitsisatry
Ohabolana  91 Ohabolana misy io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  92 Fizaran' andro

Teny iditra (2/2)93 asorotany
Sokajin-teny  94 anarana
Fanazavàna teny malagasy  95zana-pehintany avaratry ny fehibe. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  96tropique du Cancer. [1.13]
Voambolana  97 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Mpanahaka  98 adijady, 99 zanapehintany
Sary 

Fivaditsoratra  100 asorotany, 101 isotroana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02