Teny iditra | mamono volana an-trano | |
Singan-teny | mamono ; volana ; trano | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Manao kitoatoa, manao anjoanjo [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Conjecturer, calculer par à peu près [1.3] | |
Tsipelina hafa | mamono volana an-drano | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mamono volana an-trano io | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/27 |