|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 lahabolana |
| Singan-teny | 2lahatra, 3volana |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5literatiora am-bava mety hiady rima na tsia.
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6littérature orale.
[1.13] |
| Ohatra |
7 Manaraka ireo kosa dia hojerena miandalana ireo lahabolana hafa ahitana ny Angano, ny Tapatono, ny Kabary, ny Beko ary ny Poezia.
[2.606]
|
| Voambolana | 8 Haisoratra: (amin' ny ankapobeny) |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/07 |
|