|
|
|
|

Teny iditra1 tsy tonga volana
Singan-teny  2tsy, 3tonga, 4volana
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6zaza teraka alohan' ny fotoana tokony hahaterahany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7premature; untimely. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8prématuré, avorton. [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12