|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 hitsivolana |
| Singan-teny | 2hitsy, 3volana |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Didy ataon' ny Governemanta noho ny famindram-pahefana avy amin' ny Solombavambahoaka mpanao lalàna.
[1.1] 6didy avoakan'ny filankevitry ny fitondram-panjakana, mandrapankatoavana azy ho lalana. [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7ordonnances.
[1.13] |
| Ohatra |
8 Araka izany, ny Governemanta dia manolotra ity Didy hitsivolana ity.
[1.384#]
9 Havoaka amin' ny Gazetim-panjakan' ny Repoblika izao hitsivolana izao. [2.114#] |
| Voambolana | 10 Lalàna |
| Tovy hevitra | 11ordonansy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|