|
|
|
|

Teny iditra1 tsinam-bolana
Singan-teny  2tsinana, 3volana
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5volana vaovao. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6the new moon. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7la nouvelle lune. [1.8]
Ohatra  8 Ka tsy mba misy ao aminy ny mamono roa amin'ny tsinambolana fa amin' ny fandehan' ny masoandro. [1.381#]
Voambolana  9 Haikintana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12