|
|
|
|

Teny iditra1 marary ny volana
Singan-teny  2marary, 3volana
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5misy faribolana manodidina ny volana izay atao koa hoe "latsaka an-tamboho ny volana". [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6La lune est malade: il y a un halo autour de la lune. [2.415#3121]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12