|
|
|
|

Teny iditra (1/7)1  manana (anana)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  Enti-milaza fa tompon' ny zavatra iray: Manana satrobory Isambilo ~ Manam-panahy Rasoa [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  To have, to possess [1.2, 1.7]
5  To own [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  Avoir, posséder [1.3, 1.8]
7  Posséder un capital [1.196]
Ohatra  8  manana vola be izy (Il possède beaucoup d'argent) [1.3]
9  manan-tsaina (Il a de l'intelligence) [1.3]
10  fa manana|mana tapaka tokoa aho ary manana|mana-namanana|mana, fa manome toky ahy hampanjaka ahy hianareo. [2.48]
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
14  Filaza mandidy :
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Anaran-toerana 
Ohabolana  42  Ohabolana misy io teny manana io

Teny iditra (2/7)43  manàna (anana)
Sokajin-teny  44  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manana
Tsanganana sy sary iray takila  45  Ny matoantenin' ny mpanao mandidy rehetra

Teny iditra (3/7)46  manana (hana)
Sokajin-teny  47  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  48  Maka na misambo-bola misy zanany [1.1]

Teny iditra (4/7)49  manana (nana)
Sokajin-teny  50  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay  51  Jaillir, s'épencher, se répandre [1.196]

Teny iditra (5/7)52  mañaña
Sokajin-teny  53  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  54  Diso fanantenana [1.78]

Teny iditra (6/7)55  mañana
Sokajin-teny  56  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  57  gaga [1.78]
58  hagagana [1.78]

Teny iditra (7/7)59  Manana
Sokajin-teny  60  anaran-tsamirery (haitoetany)
Voambolana  61  Haitoetany: renirano, farihy
Fanazavàna teny frantsay  62  Petit fleuve de la sous-préfecture de Manakara [1.11]
Tsanganana sy sary iray takila  63  Fitanisana

Fivaditsoratra  64  manana, namana

Nohavaozina tamin' ny 2024/07/25