|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manan-kery |
| Singan-teny | 2manana, 3hery |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5ampiharina amin'ny fotoana itenenana.
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6en vigueur.
[1.13] |
| Ohatra |
7 Satria, ohabolana manankery ilay milaza hoe: "Lehibe manan-dehibe.
[2.270]
8 Tsy ny lehibentsika, na ny manankery, na ny olona ambony ihany no mendrika handray haja avy amintsika, fa ny olo-mitovy amintsika koa. [2.285] |
| Fivaditsoratra | 9 manan-kery, 10 mankarine |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|