Teny iditra |
mana~
|
Sokajin-teny | tovona
|
Fanazavàna teny malagasy | Tovona fanaovana matoan tenin'ny mpanao, izay mikambana amin'ny ft mpamaritra anarana milaza toetra ka "mahatonga ho" no heviny: Manalava, manamavo [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Variant of the prefix man~,
mam~;
also sometimes form verbs with a causal meaning, as:
manakodìa, to cause to roll
[1.7]
|
|
Teny iditra |
mana
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana]
Calamité [1.19]
|
|
Teny iditra |
maña
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Betsimisaraka]
(Voir aussi mana, orthographe classique malgache).
Dombeya andapensis Arènes (Malvaceae). Prononciation locale de
ma.
[1.196]
|
Anarana siantifika | Dombeya andapensis |
Voambolana |
|
Teny iditra |
mana
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Sakafo nomen' Andriamanitra ho an' ny zanak' i Israely fony izy tany an' efitra [1.1]
|
Voambolana |
|