|
|
|
|

Teny iditra1 manana amby ampy
Singan-teny  2manana, 3amby, 4ampy
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6manana tombony be dia be, tafahoatra be amin' ny ilaina. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7to have enough and to spare. [1.7]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12