|
|
|
|

Teny iditra1 zavamananaina
Singan-teny  2zavatra, 3manana, 4aina
Sokajin-teny  5 anarana
Fanazavàna teny malagasy  6Ny zavatra rehetra misy aina ka mandeha na mihetsika, ary teraka, velona, dia maty, toy ny olombelona, ny biby.... [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [zava-mananaina] 7a living thing, an animal. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  [zava-mananaina] 8être vivant; animal. [1.8]
Ohatra  9 Miompy zavamananaina izay fomban'olom-belona; [2.59#]
10 Ary tamin' ny andro nahaterahany dia fola-pe avokoa ny zavamananaina rehetra na inona na inona; [1.406#]
11 Saingy tsy mba avy amin'ny mikraoba, bakteria na zavamananaina hafa izay mamely ny vatana izany. [2.424#]
Tovy hevitra  12zavamiaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12