|
|
|
|

Teny iditra1 manan-tombo
Singan-teny  2manana, 3tombo
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5mihoatra kokoa. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to be greater; to have an advantage. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7être plus grand; avoir un avantage. [1.8]
Ohatra  8 Ary izay alehany kosa samy mamono botretra sy lango malemy hananany fitia manantombo. [1.437#]
Ohabolana  9 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02