|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manamboninahitra |
| Singan-teny | 2manana, 3voninahitra |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5enti-milaza ireo mpitondra na ny miaramila manana galona ambony.
6Miaramila ambony galona na laharana. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7An officer in the army, a person of rank..
[1.2] 8an officer of the palace or of the armed forces. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9qui a un grade, officier; par extension, tous ceux qui sont en dignité.
[1.3] 10officier du palais ou de l'armée. [1.8] 11« ceux qui possèdent les honneurs », les officiers de l'armée de Radama 1er et par extension tous les dignitaires du royaume. [1.196] |
| Ohatra |
12 Ary ny manamboninahitra sasany dia naneso sy nihomehy ka nanao hoe:
[2.293]
13 Hotifirina ampitso ireo manamboninahitra nitana ny miaramila avy any Ambositra [2.324] 14 Hoy ilay manamboninahitra namako. [2.471] 15 Nanjombona endrika daholo ny Vazaha rehetra, toy izany koa ny manamboninahitra malagasy. [2.472] |
| Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|