|
|
|
|

Teny iditra (1/8)1 hana
Sokajin-teny  2 Tsy lazaina
Fanazavàna teny frantsay  3Voir hanina, hinana, homana. [1.5]
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :

Teny iditra (2/8)7 hana
Sokajin-teny  8 anarana
Fanazavàna teny malagasy  9zanaky ny vola nampisamborina. [1.10#H099]
10vola ampizanahina. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11lending or borrowing money on interest. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  12capital, tout ce qui est prêté à intérêt. [1.3#211]
13le capital, ce qu'on peut prêter à intérêt. [1.196]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  29 Toe-karena: ara-bola ary fitantanana

Teny iditra (3/8)30 hana
Sokajin-teny  31 anarana
Fanazavàna teny malagasy  32kapa. [Taifasy, Taisaka, Bara, Betsileo, Tanosy] [1.78]
33kiraro. [Taifasy, Bara, Betsileo] [1.78]
34faladian-kiraro. [Betsileo] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  35a provincial word for kiraro or kapa. [Provincial] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  36sandale de cuir. [Taisaka] [1.82]
Voambolana  37 Toe-karena: zaitra

Teny iditra (4/8)38 hana
Sokajin-teny  39 anarana
Fanazavàna teny malagasy  40fitana rano. [Taisaka] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  41gué. [Taisaka] [1.82]
Kamban-teny rehetra  42hanarano

Teny iditra (5/8)43 hana
Sokajin-teny  44 anarana
Fanazavàna teny malagasy  45voditongotra. [Tanosy] [1.78]
Voambolana  46 Haiaina

Teny iditra (6/8)47 hana
Sokajin-teny  48 anarana
Fanazavàna teny malagasy  49vehivavy janga. [Bara] [1.10#H099, 1.78]
50tsimihorirana, tsimanetsa. [1.10#H099]

Teny iditra (7/8)51 hana
Sokajin-teny  52 anarana
Fanazavàna teny malagasy  53karazan-tondro any amin' ny faritany atsimo atsinanana; misy 20stm ny halavany. [1.10#H099]
Voambolana  54 Haibiby: trondro

Teny iditra (8/8)55 ha~na
Sokajin-teny  56 tsirinteny saradroa [Fitanisana]

Fivaditsoratra  57 ha~na, hana, 58 naha-

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02