|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manan-draharaha |
| Singan-teny | 2manana, 3raharaha |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5misy mahasahirana, be raharaha: Aza fady fa manan-draharaha aho ka tsy ho afaka rahampitso.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6être occupé (terme d'excuse, échappatoire).
[1.3#36] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|