|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 nana |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Tsiranorano vonivony mivoaka avy amin' ny fery efa simba elaela ka mandoaka..
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4pus.
[1.2, 1.7] 5purulent matter. 6[Malay Narah.]. [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7pus.
[1.3, 1.8, 1.5] 8matière purulente. [1.3] 9(toute l'île). 10Latex, sécrétion blanchâtre de certaines plantes qu'on compare au pus qui se forme dans les organes humains infectés, les abcès, etc.. [1.196] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 13 Fahasalamana 14 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny |
| Kamban-teny rehetra | 15Fikambanana 4 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 16 na ... na |
| Singan-teny | 17na |
| Sokajin-teny | 18 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
19Teny miverin-droa enti-manao mpamaritra anarana mpisolo anarana, na mpamaritra matoanteny malala-kevitra: na iza na iza, na zovy na zovy, na inona na inona, na aiza na aiza, na oviana na oviana.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
20either.
[1.17] |
| Fanazavàna teny frantsay |
21soit ...
22soit: Na ny lehibe na ny kely (Aussi bien les grands que les petits) / Na ity na iry (Soit celui-ci, soit celui-là). 23ni ... 24ni: Na ity na iry (Ni celui-ci, ni celui-là). [1.3] |
| Fivaditsoratra | 25 an~na, 26 nana, na ... na |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05 |
|